|
|
|
|

Teny iditra1  Andriarimalala René
Singan-teny  2 Andriarimalala, 3 René
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Andriarimalala René (Ener-Lalandy) [3.1]
6 Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe ener-lalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina). [2.314]
Voambolana  7  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  8  Ary hitako
9  Dona-tsetroka
10  Mpiandry omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08